FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Nisy lehilahy efraimita atao hoe Elkana+ tao Ramataima-zofima,*+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Zanak’i Jerohama, zanak’i Eliho, zanak’i Toho, zanak’i Zofa izy io.

  • 1 Samoela 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa nandeha ny fotoana, dia nivory ny anti-panahy rehetra teo amin’ny Israely ka nankany amin’i Samoela tao Rama.

  • 1 Samoela 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nitsoaka nandositra i Davida ka tonga tany amin’i Samoela tao Rama.+ Ary notantarainy tamin’i Samoela daholo ny zavatra nataon’i Saoly taminy. Dia lasa izy sy Samoela ka nipetraka tao Naiota.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara