-
1 Samoela 10:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia nolazain’i Samoela tamin’ny vahoaka ny zo ara-dalàna ananan’ny mpanjaka,+ ka nosoratany tao amin’ny boky ary napetrany teo anatrehan’i Jehovah. Ary nalefan’i Samoela nody tany an-tranony avy ny olona rehetra.
-