1 Samoela 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia naka jaogy kely misy menaka i Samoela, ka nandraraka an’ilay menaka teo amin’ny lohan’i Saoly.+ Nanoroka azy izy ary niteny hoe: “I Jehovah mihitsy no nanosotra anao ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+ 1 Samoela 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: “Nirahin’i Jehovah hanosotra anao ho mpanjakan’ny Israely vahoakany aho.+ Koa henoy ny tenin’i Jehovah.+
10 Dia naka jaogy kely misy menaka i Samoela, ka nandraraka an’ilay menaka teo amin’ny lohan’i Saoly.+ Nanoroka azy izy ary niteny hoe: “I Jehovah mihitsy no nanosotra anao ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+
15 Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: “Nirahin’i Jehovah hanosotra anao ho mpanjakan’ny Israely vahoakany aho.+ Koa henoy ny tenin’i Jehovah.+