-
2 Mpanjaka 9:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Rehefa tonga any ianao, dia tadiavo i Jeho+ zanak’i Josafata zanak’i Nimsy. Ary mankanesa ao aminy, ka antsoy hiala kely eo amin’ireo rahalahiny izy, ary ento ao amin’ny efitra anatiny indrindra. 3 Dia raiso ilay jaogy kely misy menaka, ka araraho eo amin’ny lohany ny menaka, ary milazà hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Hosorako ho mpanjakan’ny Israely ianao.”’+ Dia vohay ny varavarana, ka mandosira haingana.”
-