16 Ary hosory ho mpanjakan’ny Israely i Jeho+ zafikelin’i Nimsy. Dia hosory ho mpaminany handimby anao+ i Elisa zanak’i Safata, avy any Abela-mehola. 17 Izay afa-mandositra ny sabatr’i Hazaela+ dia hovonoin’i Jeho.+ Ary izay afa-mandositra ny sabatr’i Jeho kosa hovonoin’i Elisa.+