FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nanontany azy i Hazaela hoe: “Fa maninona ny tompoko no mitomany?” Dia namaly izy hoe: “Satria fantatro ny ratsy hataonao amin’ny vahoakan’Israely:+ Hodoranao ny toerany voaro mafy, hovonoinao amin’ny sabatra ny lehilahy voafantina eo aminy, hotorotoroinao ny zanany, ary hotatahanao ny kibon’ny vehivavy bevohoka eo aminy.”+

  • 2 Mpanjaka 10:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Nahenan’i Jehovah tsikelikely ny tanin’ny Israely nanomboka tamin’izany andro izany. Nanafika azy ireo foana i Hazaela, tany amin’ny faritra rehetra tany Israely,+

  • 2 Mpanjaka 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tezitra be tamin’ny Israely+ àry i Jehovah,+ ka nataony resin’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria sy Beni-hadada+ zanak’i Hazaela izy ireo, nandritra izany fotoana izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara