FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 10:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Nahenan’i Jehovah tsikelikely ny tanin’ny Israely nanomboka tamin’izany andro izany. Nanafika azy ireo foana i Hazaela, tany amin’ny faritra rehetra tany Israely,+

  • 2 Mpanjaka 12:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tamin’izay no niakatra hiady tamin’i Gata+ i Hazaela+ mpanjakan’i Syria, ka azony ilay tanàna. Nanapa-kevitra ny hanafika* an’i Jerosalema+ izy taorian’izay.

  • 2 Mpanjaka 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tezitra be tamin’ny Israely+ àry i Jehovah,+ ka nataony resin’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria sy Beni-hadada+ zanak’i Hazaela izy ireo, nandritra izany fotoana izany.

  • Amosa 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 “Izao no tenin’i Jehovah:

      ‘“Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy* intelo i Damaskosy, inefatra mihitsy aza.

      Nanosihosy an’i Gileada tamin’ny fitaovana vy fanosihosena varimbazaha mantsy izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara