FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 19:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hoy i Jehovah taminy: “Mandehana miverina, dia mankanesa any an-tany efitr’i Damaskosy. Rehefa tonga any ianao, dia hosory ho mpanjakan’i Syria i Hazaela.+

  • 2 Mpanjaka 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia niteny i Hazaela hoe: “Izaho mpanomponao izay tsisy dikany hoatran’ny alika ity ve dia hahavita an’izany?” Hoy anefa i Elisa: “Nampahafantarin’i Jehovah ahy fa ho lasa mpanjakan’i Syria+ ianao.”

  • 2 Mpanjaka 10:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Nahenan’i Jehovah tsikelikely ny tanin’ny Israely nanomboka tamin’izany andro izany. Nanafika azy ireo foana i Hazaela, tany amin’ny faritra rehetra tany Israely,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara