-
2 Mpanjaka 8:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nankany Damaskosy+ i Elisa, ary narary i Beni-hadada+ mpanjakan’i Syria tamin’izay. Nisy nilaza taminy àry hoe: “Tonga atỳ ilay lehilahin’Andriamanitra.”+ 8 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hazaela:+ “Mitondrà fanomezana, ka mandehana mitsena an’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Ary asaivo manontany an’i Jehovah izy hoe: ‘Ho sitrana amin’izao aretina izao ve aho?’”
-