-
1 Mpanjaka 19:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Hoy i Jehovah taminy: “Mandehana miverina, dia mankanesa any an-tany efitr’i Damaskosy. Rehefa tonga any ianao, dia hosory ho mpanjakan’i Syria i Hazaela.+
-