FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia namaly indray ilay mpanompo hoe: “Misy volafotsy ampahefatry ny sekely* atỳ amiko. Andao izay no homena an’ilay lehilahin’Andriamanitra, dia hatorony antsika izay lalana tokony halehantsika.”

  • 1 Mpanjaka 14:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy àry i Jeroboama tamin’ny vadiny: “Mba mitsangàna, azafady, ary mody manaova olon-kafa mba tsy ho fantatry ny olona hoe vadiko ianao, dia mandehana any Silo. Any mantsy i Ahia mpaminany. Izy ilay nilaza tamiko hoe ho mpanjakan’ity firenena ity aho.+ 3 Mitondrà mofo folo sy mofomamy ary tantely eran’ny jaogy kely, dia mankanesa ao amin’i Ahia. Izy no hilaza aminao izay hanjo an’ilay zaza.”*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara