FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Raha vao tafiditra ao an-tanàna ianareo, dia ho hitanareo izy. Mandehana dieny mbola tsy miakatra hisakafo eny amin’ny toerana avo izy. Tsy hisakafo ny olona raha tsy efa tonga izy, satria izy no manao vavaka fisaorana alohan’ny hihinanana an’ilay sorona. Vita izay vao mahazo misakafo ireo nasaina. Miakara izao dia izao, dia ho hitanareo izy.”

  • 1 Samoela 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: “Izaho ilay mpahita. Andao hiakatra any amin’ny toerana avo, ary mandehana eo alohako. Hiara-misakafo amiko ianareo androany.+ Dia halefako ianao rahampitso maraina, ary holazaiko aminao izay rehetra tianao ho fantatra.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara