1 Samoela 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Samoela 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy i Ely: “Mirary soa ho anao àry aho!* Homen’ilay Andriamanitry ny Israely anao anie izay nangatahinao taminy!”+ Salamo 66:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tena nihaino ahy anefa Andriamanitra.+Nohenoiny tsara ny vavaka nataoko.+
17 Dia hoy i Ely: “Mirary soa ho anao àry aho!* Homen’ilay Andriamanitry ny Israely anao anie izay nangatahinao taminy!”+