-
Deoteronomia 17:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “Rehefa miditra ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, ary maka an’ilay izy ho anao sady mipetraka ao, ka miteny hoe: ‘Andeha aho hanendry mpanjaka hifehy ahy, hoatran’ny ataon’ny firenena rehetra manodidina ahy’,+ 15 dia izay mpanjaka fidin’i Jehovah Andriamanitrao ihany no tsy maintsy hotendrenao hifehy anao.+ Olona avy amin’ny rahalahinao no hotendrenao ho mpanjaka, fa tsy azonao tendrena hifehy anao ny hafa firenena tsy rahalahinao.
-