1 Mpanjaka 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lasa nalaza i Solomona noho ny anaran’i Jehovah.+ Ary henon’ny mpanjakavavin’i Sheba ny lazany, ka tonga hitsapa azy tamin’ny fanontaniana saro-baliana* izy.+ 1 Mpanjaka 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tantara 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina ny fanjakany.+ Ary nitondran’ny Joda rehetra fanomezana foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+
10 Lasa nalaza i Solomona noho ny anaran’i Jehovah.+ Ary henon’ny mpanjakavavin’i Sheba ny lazany, ka tonga hitsapa azy tamin’ny fanontaniana saro-baliana* izy.+
5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina ny fanjakany.+ Ary nitondran’ny Joda rehetra fanomezana foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+