-
1 Samoela 10:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Nody tany an-tranony tany Gibea koa i Saoly. Ary niaraka taminy ny miaramila sasany, izay nentanin’i Jehovah ny fony. 27 Nisy lehilahy tsy misy ilana azy anefa niteny hoe: “Ahoana koa no hamonjen’io antsika?”+ Dia nanambany an’i Saoly izy ireo, ary tsy mba nitondra fanomezana ho azy.+ Tsy namaly mihitsy anefa i Saoly.*
-