-
Mpitsara 10:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Hoy anefa ny Israelita tamin’i Jehovah: “Efa nanota izahay, ka ataovy aminay izay hitanao fa mety. Fa mba vonjeo re izahay amin’ity indray mandeha ity fotsiny e!”
-