-
Mpitsara 2:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Niala tamin’i Jehovah ny Israelita, ary i Bala sy ireo sarin’i Astarta indray no nivavahany.+
-
-
1 Samoela 12:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nanadino an’i Jehovah Andriamaniny anefa izy ireo, ka namidin’Andriamanitra+ tamin’i Sisera+ lehiben’ny tafik’i Hazora sy tamin’ny Filistinina+ ary tamin’ny mpanjakan’i Moaba.+ Ary niady tamin’izy ireo ireny. 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah+ izy ireo, ka niteny hoe: ‘Efa nanota izahay,+ satria niala tamin’i Jehovah mba hanompo an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Fa izao izahay mba vonjeo amin’ny fahavalonay mba hanompoanay anao.’
-