-
1 Samoela 14:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia nataon’izy roa lahy nahatazana azy ireo ny Filistinina tao amin’ilay tobin’ny mpitily. Ary hoy ny Filistinina: “Ireny ny Hebreo fa nivoaka avy tany amin’ny lavaka niafenany.”+
-