-
1 Samoela 13:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Rehefa hitan’ny Israelita fa notandindomin-doza izy ireo satria latsaka an-katerena, dia niafina tany an-dava-bato+ sy tany an-tsefatsefaky ny harambato izy ireo, ary koa tany anaty vatolampy sy zohy ary lavaka fanangonan-drano.
-
-
1 Samoela 14:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary henon’ny lehilahy israelita rehetra niafina+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima fa nandositra ny Filistinina. Dia mba nanenjika azy ireny koa izy ireo ka niady taminy.
-