-
1 Samoela 13:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Rehefa hitan’ny Israelita fa notandindomin-doza izy ireo satria latsaka an-katerena, dia niafina tany an-dava-bato+ sy tany an-tsefatsefaky ny harambato izy ireo, ary koa tany anaty vatolampy sy zohy ary lavaka fanangonan-drano.
-
-
1 Samoela 13:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia niandry ihany izy nandritra ny fito andro, mandra-pahatongan’ilay fotoana nolazain’i Samoela. Tsy tonga tao Gilgala anefa i Samoela, ary niparitaka tsikelikely nandao an’i Saoly ny olona.
-