1 Samoela 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nataony hoe Ikaboda*+ ny anaran’ilay zaza, fa hoy izy: “Natao sesitany ny voninahitry ny Israely.”+ Lasa babo mantsy ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra, ary teo koa ny nanjo ny rafozandahiny sy ny vadiny.+
21 Ary nataony hoe Ikaboda*+ ny anaran’ilay zaza, fa hoy izy: “Natao sesitany ny voninahitry ny Israely.”+ Lasa babo mantsy ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra, ary teo koa ny nanjo ny rafozandahiny sy ny vadiny.+