FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hoy koa Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Fa ianao indray, tokony hanaja ny fifanekena ataoko aminao ianao sy ny taranakao ary ny taranany rehetra mifandimby. 10 Izao no fifanekena ataoko aminao, ka tokony hohajainao sy ny taranakao handimby anao: Tsy maintsy forana ny lahy rehetra eo aminareo.+

  • Mpitsara 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mpitsara 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nangetaheta be izy, ka nitaraina tamin’i Jehovah hoe: “Ianao no nanampy ny mpanomponao ka nahatonga an’izao famonjena lehibe izao. Dia avelanao ho fatin’ny hetaheta ve aho izao, ka ho voasambotry ny tsy mifora?”

  • 1 Samoela 17:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Samy novonoin’ny mpanomponao na ilay liona na ilay orsa. Ho toy ny iray amin’ireny koa io Filistinina tsy mifora io, noho izy nila ady tamin’ny tafik’ilay Andriamanitra velona.”+

  • 1 Tantara 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy i Saoly tamin’ny mpitondra ny fiadiany: “Tsoahy ny sabatrao dia atsatohy amiko, sao dia ho avy hamely ahy ireo tsy mifora ireo ka tsy hiantra*+ ahy.” Tsy nety anefa ilay mpitondra fiadiana, satria natahotra be. Nalain’i Saoly àry ny sabatra, dia nianjerany mba ho voatrobaka izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara