-
1 Samoela 14:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Raha milaza kosa ry zareo hoe: ‘Miakara hiady aminay!’, dia hiakatra isika, satria hataon’i Jehovah resintsika ireo. Izany no ho famantarana+ ho antsika.”
-