1 Samoela 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Jonatana tamin’ilay mpitondra ny fiadiany: “Andao hiampita erỳ amin’ny tobin’ireo lehilahy tsy mifora ireo.+ Angamba hanampy antsika i Jehovah. Tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hamonjy mantsy, na maro isika na vitsy.”+
6 Ary hoy i Jonatana tamin’ilay mpitondra ny fiadiany: “Andao hiampita erỳ amin’ny tobin’ireo lehilahy tsy mifora ireo.+ Angamba hanampy antsika i Jehovah. Tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hamonjy mantsy, na maro isika na vitsy.”+