2 Samoela 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izao tenenina amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Naka anao avy teny amin’ny kijana teny am-piandrasana ondry+ aho mba ho mpitarika ny Israely vahoakako.+ Salamo 78:70 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 70 Nifidy an’i Davida+ mpanompony izy,Ka naka azy avy tany amin’ny valan’ondry,+
8 Izao tenenina amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Naka anao avy teny amin’ny kijana teny am-piandrasana ondry+ aho mba ho mpitarika ny Israely vahoakako.+