FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:38, 39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia nampanaovin’i Saoly an’i Davida ny akanjony. Nosatrohany fiarovan-doha varahina ny lohany, ary nampanaoviny akanjo varahina izy. 39 Ary nafatotr’i Davida teo amin’ny akanjony ny sabatr’i Saoly. Dia nanandrana nandeha izy nefa tsy afaka, satria tsy zatra nanao an’ireny. Dia hoy i Davida tamin’i Saoly: “Tsy afaka mandeha aho raha manao an’ireto, fa mbola tsy mahazatra ahy ireto.” Nesorin’i Davida daholo àry ilay izy.

  • 1 Mpanjaka 22:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Nisy lehilahy nandefalefa* zana-tsipìka amin’izao fotsiny anefa, ka voa teo amin’ny elanelan’ilay akanjo mifono vy ny mpanjakan’ny Israely. Hoy àry ny mpanjaka tamin’ny mpitondra kalesiny: “Andao hiverina, dia ento miala eto amin’ity toeram-piadiana* ity aho fa maratra be.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara