-
1 Samoela 24:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nivoaka hitady an’iza ny mpanjakan’ny Israely? Iza no enjehinao? Alika maty ve? Parasy iray ve?+
-
-
2 Mpanjaka 8:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia niteny i Hazaela hoe: “Izaho mpanomponao izay tsisy dikany hoatran’ny alika ity ve dia hahavita an’izany?” Hoy anefa i Elisa: “Nampahafantarin’i Jehovah ahy fa ho lasa mpanjakan’i Syria+ ianao.”
-