-
1 Samoela 17:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah, ilay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry! Hanampy anao anie i Jehovah!”
-
-
2 Samoela 21:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Taranaky ny Refaima tany Gata izy efatra ireo, ary ny tanan’i Davida sy ny mpanompony+ no namono azy ireo.
-