Deoteronomia 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Hataon’i Jehovah resinao izay fahavalo miady aminao.+ Lalana iray no handehanany rehefa hanafika anao izy, fa lalana fito kosa no handosirany anao.+ Josoa 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lehilahy iray monja aminareo no hanenjika arivo,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo,+ araka ny efa nampanantenainy anareo.+ Hebreo 11:32-34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
7 “Hataon’i Jehovah resinao izay fahavalo miady aminao.+ Lalana iray no handehanany rehefa hanafika anao izy, fa lalana fito kosa no handosirany anao.+
10 Lehilahy iray monja aminareo no hanenjika arivo,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo,+ araka ny efa nampanantenainy anareo.+