-
1 Samoela 16:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Naniraka olona nankany amin’i Jese àry i Saoly, mba hiteny hoe: “Mba avelao i Davida hanompo ahy atỳ, fa mahafinaritra ahy izy.”
-
-
1 Samoela 17:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary nivezivezy nankany amin’i Saoly sy niandry ny ondrin-drainy+ tany Betlehema i Davida.
-