27 Ny hahazoako an’ity zazalahy ity no nivavahako, dia nomen’i Jehovah ahy izay nangatahiko taminy.+ 28 Izaho indray kosa izao no mampindrana azy an’i Jehovah. Ampindramina an’i Jehovah izy mandritra ny androm-piainany.”
Dia niankohoka teo anatrehan’i Jehovah teo izy.