-
1 Samoela 18:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia hoy i Davida tamin’i Saoly: “Mba inona moa izay izaho, ary mba inona eto amin’ny Israely moa ny fianakavian’ny raiko, no ho lasa vinanton’ny mpanjaka aho?”+
-