FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 16:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia tonga tany amin’i Saoly i Davida ka nanompo azy.+ Ary tena tian’i Saoly izy, ka lasa mpitondra ny fiadiany.

  • 1 Samoela 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Notazonin’i Saoly tany aminy i Davida nanomboka tamin’iny andro iny, fa tsy navelany hiverina tany an-tranon-drainy intsony.+

  • 1 Samoela 18:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nasain’i Saoly niala tao aminy àry i Davida, ka notendreny ho lehiben’ny arivo. Ary nitarika ny miaramila tany an’ady*+ i Davida.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara