Salamo 59:0 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ho an’ny mpitarika; atao mifanaraka amin’ilay hoe “Aza Mandringana.” Miktama* nataon’i Davida, tamin’i Saoly naniraka olona hanao andry maso ny tranon’i Davida,* mba hamonoana azy ho faty.+ Salamo 59:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jereo fa miafina hamely ahy izy ireo!+Manafika ahy ny lehilahy mahery,Nefa izaho tsy mba nikomy na nanota,+ Jehovah ô!
Ho an’ny mpitarika; atao mifanaraka amin’ilay hoe “Aza Mandringana.” Miktama* nataon’i Davida, tamin’i Saoly naniraka olona hanao andry maso ny tranon’i Davida,* mba hamonoana azy ho faty.+
3 Jereo fa miafina hamely ahy izy ireo!+Manafika ahy ny lehilahy mahery,Nefa izaho tsy mba nikomy na nanota,+ Jehovah ô!