-
1 Samoela 19:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Nilaza tamin’i Jonatana zanany sy ny mpanompony rehetra i Saoly tatỳ aoriana, fa tiany hovonoina ho faty i Davida.+
-
-
Salamo 71:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Miresaka zava-dratsy momba ahy ny fahavaloko,
Ary miara-mikaon-doha ireo mifofo ny aiko,+
-