Ohabolana 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izay efa nanarina imbetsaka nefa mbola mafy loha* ihany,+Dia ho torotoro tampoka ka tsy ho sitrana intsony.+ Ohabolana 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny mason’izay manesoeso ray sy tsy mankatò reny+Dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha,*Sady ho lanin’ny zana-boromahery.+
29 Izay efa nanarina imbetsaka nefa mbola mafy loha* ihany,+Dia ho torotoro tampoka ka tsy ho sitrana intsony.+
17 Ny mason’izay manesoeso ray sy tsy mankatò reny+Dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha,*Sady ho lanin’ny zana-boromahery.+