-
1 Samoela 20:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary raha tsikaritry ny dadanao fa tsy eo aho, dia lazao hoe: ‘Niera tamiko i Davida mba handeha vetivety ho any an-tanànany any Betlehema,+ satria misy sorona fanao isan-taona hataon’izy mianakavy any.’+ 7 Raha miteny izy hoe: ‘Tsara izany!’, dia midika izany hoe tsy misy tokony hatahoran’ny mpanomponao. Fa raha tezitra kosa izy, dia minoa ianao fa efa masaka ao an-tsainy ny hanisy ratsy ahy.
-