Eksodosy 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia tezitra be tamin’i Mosesy i Jehovah, ka niteny hoe: “Ianao angaha moa tsy manana an’i Arona+ Levita rahalahinao? Fantatro fa tena mahay miteny izy. Efa eny an-dalana hitsena anao izy izao, ary ho faly ny fony rehefa mahita anao.+ Eksodosy 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia hoy i Jehovah tamin’i Arona: “Mandehana any an-tany efitra ka tsenao i Mosesy.”+ Nandeha àry izy dia nihaona tamin’i Mosesy teo amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra,+ ka niarahaba sady nanoroka azy.
14 Dia tezitra be tamin’i Mosesy i Jehovah, ka niteny hoe: “Ianao angaha moa tsy manana an’i Arona+ Levita rahalahinao? Fantatro fa tena mahay miteny izy. Efa eny an-dalana hitsena anao izy izao, ary ho faly ny fony rehefa mahita anao.+
27 Dia hoy i Jehovah tamin’i Arona: “Mandehana any an-tany efitra ka tsenao i Mosesy.”+ Nandeha àry izy dia nihaona tamin’i Mosesy teo amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra,+ ka niarahaba sady nanoroka azy.