1 Samoela 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay teo koa sady niandraikitra an’ireo mpanompon’i Saoly:+ “Hitako tany Noba, tao amin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba,+ ny zanak’i Jese. Salamo 52:teny mampiditra Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ho an’ny mpitarika. Maskila* nataon’i Davida, rehefa tonga tany amin’i Saoly i Doega Edomita, ka nilaza taminy fa nankany an-tranon’i Ahimeleka+ i Davida.
9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay teo koa sady niandraikitra an’ireo mpanompon’i Saoly:+ “Hitako tany Noba, tao amin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba,+ ny zanak’i Jese.
Ho an’ny mpitarika. Maskila* nataon’i Davida, rehefa tonga tany amin’i Saoly i Doega Edomita, ka nilaza taminy fa nankany an-tranon’i Ahimeleka+ i Davida.