1 Samoela 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nankany amin’i Ahimeleka mpisorona tany Noba+ i Davida, tatỳ aoriana. Dia natahotra i Ahimeleka rehefa nahita an’i Davida, ka niteny hoe: “Maninona ianao no mandeha irery, fa tsy misy miaraka aminao?”+ 1 Samoela 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary teo ny iray tamin’ny mpanompon’i Saoly tamin’iny andro iny, fa voatery nijanona teo anatrehan’i Jehovah izy. Doega+ no anarany, Edomita+ izy, ary lehiben’ny mpiandry ondrin’i Saoly. Salamo 52:0 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ho an’ny mpitarika. Maskila* nataon’i Davida, rehefa tonga tany amin’i Saoly i Doega Edomita, ka nilaza taminy fa nankany an-tranon’i Ahimeleka+ i Davida.
21 Nankany amin’i Ahimeleka mpisorona tany Noba+ i Davida, tatỳ aoriana. Dia natahotra i Ahimeleka rehefa nahita an’i Davida, ka niteny hoe: “Maninona ianao no mandeha irery, fa tsy misy miaraka aminao?”+
7 Ary teo ny iray tamin’ny mpanompon’i Saoly tamin’iny andro iny, fa voatery nijanona teo anatrehan’i Jehovah izy. Doega+ no anarany, Edomita+ izy, ary lehiben’ny mpiandry ondrin’i Saoly.
Ho an’ny mpitarika. Maskila* nataon’i Davida, rehefa tonga tany amin’i Saoly i Doega Edomita, ka nilaza taminy fa nankany an-tranon’i Ahimeleka+ i Davida.