-
1 Samoela 17:51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
51 Mbola nihazakazaka ihany i Davida ka nitsangana teo akaikiny. Ary nalainy ny sabatr’ilay Filistinina+ ka notsoahany tamin’ny tranony, dia notapahiny tamin’iny ny lohany mba ho azo antoka hoe tena maty izy. Rehefa hitan’ireo Filistinina hoe maty ilay miaramilany matanjaka, dia nitsoaka nandositra izy ireo.+
-
-
1 Samoela 17:54Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
54 Ary nalain’i Davida ny lohan’ilay Filistinina ka nentiny tany Jerosalema. Ny fitaovam-piadian’ilay Filistinina kosa nataony tao amin’ny tranolainy.+
-