-
1 Samoela 17:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ary hoy ny lehilahy israelita: “Hitanareo ve iny lehilahy mivoaka avy any iny? Tonga mba hila ady amin’ny Israely+ iny. Homen’ny mpanjaka harem-be, hono, izay lehilahy mahafaty an’iny, dia homeny ho vadiny ny zanany vavy.+ Ny ankohonan-drain’izany lehilahy izany koa, hono, tsy hampanaovina adidy eto amin’ny Israely intsony.”
-
-
1 Samoela 18:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 dia niainga i Davida sy ny olony ka lasa namono Filistinina 200 lahy. Dia nentin’i Davida tany amin’ny mpanjaka ny tsitsy nesorina tamin’ireo Filistinina ireo, mba hahatonga azy ho vinantolahin’ny mpanjaka. Nomen’i Saoly ho vadin’i Davida àry i Mikala+ zanany vavy.
-