FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia hoy i Kaleba: “Izay lehilahy maharesy an’i Kiriata-sefera ka mahazo an’io tanàna io, dia homeko ho vadiny i Aksa zanako vavy.”

  • 1 Samoela 14:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Ireto avy ny zanakalahin’i Saoly: I Jonatana sy Jisvy ary Malkisoa.+ Ary nanan-janaka roa vavy izy. Meraba+ no anaran’ny vavimatoa, ary Mikala+ no anaran’ny zandriny.

  • 1 Samoela 18:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tatỳ aoriana, dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Io i Meraba+ zanako vavimatoa, homeko ho vadinao.+ Mbola tokony hahery fo foana anefa ianao rehefa manompo ahy ka hiady ny adin’i Jehovah.”+ Hoy mantsy i Saoly tany an-tsainy tany: “Aleo tsy ny tanako no hamely azy, fa ny tanan’ny Filistinina.”+

  • 1 Samoela 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy i Saoly: ‘Homeko azy i Mikala mba hamandrihana azy, ka hamelezan’ny Filistinina azy.’+ Niteny fanindroany tamin’i Davida àry i Saoly hoe: “Ho lasa vinantolahiko* ianao androany.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara