1 Samoela 31:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Narahin’ny Filistinina akaiky dia akaiky i Saoly sy ny zanany lahy, ka matin’izy ireo ny zanak’i Saoly, dia i Jonatana+ sy Abinadaba ary Malkisoa.+ 1 Tantara 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 I Nera+ niteraka an’i Kisy, ary Kisy niteraka an’i Saoly.+ I Saoly indray niteraka an’i Jonatana,+ Malkisoa,+ Abinadaba,+ ary Esbala.*+ 1 Tantara 9:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 I Nera+ niteraka an’i Kisy, ary Kisy niteraka an’i Saoly,+ ary Saoly niteraka an’i Jonatana,+ Malkisoa,+ Abinadaba,+ ary Esbala.
2 Narahin’ny Filistinina akaiky dia akaiky i Saoly sy ny zanany lahy, ka matin’izy ireo ny zanak’i Saoly, dia i Jonatana+ sy Abinadaba ary Malkisoa.+
33 I Nera+ niteraka an’i Kisy, ary Kisy niteraka an’i Saoly.+ I Saoly indray niteraka an’i Jonatana,+ Malkisoa,+ Abinadaba,+ ary Esbala.*+
39 I Nera+ niteraka an’i Kisy, ary Kisy niteraka an’i Saoly,+ ary Saoly niteraka an’i Jonatana,+ Malkisoa,+ Abinadaba,+ ary Esbala.