FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 9:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nisy lehilahy avy amin’ny fokon’i Benjamina atao hoe Kisy,+ zanak’i Abiela, zanak’i Zerora, zanak’i Bekorata, zanak’i Afia. Benjaminita+ io lehilahy io sady nanan-karena be. 2 Nanan-janakalahy atao hoe Saoly+ izy. Mbola tanora i Saoly sady tsara tarehy. Tsy nisy lehilahy tsara tarehy noho izy teo amin’ny Israelita. Ary lava be izy, ka tsy nisy nihoatra ny sorony ny olona rehetra.

  • 1 Samoela 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nankany Gilgala àry ny olona rehetra, ka tany i Saoly no nataon’izy ireo mpanjaka teo anatrehan’i Jehovah. Dia nanolotra sorona iombonana teo anatrehan’i Jehovah+ izy ireo tany, ary nanao fety i Saoly sy ny Israelita rehetra ka faly be mihitsy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara