1 Samoela 14:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 I Kisy+ no rain’i Saoly. Ary zanak’i Abiela i Nera+ rain’i Abnera. 1 Tantara 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 I Nera+ niteraka an’i Kisy, ary Kisy niteraka an’i Saoly.+ I Saoly indray niteraka an’i Jonatana,+ Malkisoa,+ Abinadaba,+ ary Esbala.*+ Asan’ny Apostoly 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nangataka mpanjaka+ anefa izy ireo tatỳ aoriana, ka nomen’Andriamanitra azy ireo nandritra ny 40 taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+
33 I Nera+ niteraka an’i Kisy, ary Kisy niteraka an’i Saoly.+ I Saoly indray niteraka an’i Jonatana,+ Malkisoa,+ Abinadaba,+ ary Esbala.*+
21 Nangataka mpanjaka+ anefa izy ireo tatỳ aoriana, ka nomen’Andriamanitra azy ireo nandritra ny 40 taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+