-
1 Tantara 9:39-44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 I Nera+ niteraka an’i Kisy, ary Kisy niteraka an’i Saoly,+ ary Saoly niteraka an’i Jonatana,+ Malkisoa,+ Abinadaba,+ ary Esbala. 40 Ary ny zanakalahin’i Jonatana dia i Meri-bala,+ ary i Meri-bala niteraka an’i Mika.+ 41 Ny zanakalahin’i Mika dia i Pitona, Meleka, Tarea, ary Ahaza. 42 I Ahaza niteraka an’i Jara, ary Jara niteraka an’i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry. I Zimry niteraka an’i Moza, 43 Moza niteraka an’i Binea, Binea niteraka an’i Refaia, Refaia niteraka an’i Elasa, ary Elasa niteraka an’i Azela. 44 Nanan-janakalahy enina i Azela ka ireto avy ny anarany: Azrikama, Bokero, Ismaela, Searia, Obadia, ary Hanana. Ireo no zanakalahin’i Azela.
-