FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Hoy anefa ny olona tamin’i Saoly: “Ho faty ve i Jonatana, nefa izy no nahatonga an’izao fandresena* lehibe+ teo amin’ny Israely izao? Sanatria izany! Raha mbola velona koa i Jehovah, dia tsy hisy ho latsaka amin’ny tany na dia ny singam-bolony iray aza. Fa noho ny fanampian’Andriamanitra no nahavitany an’izany androany.”+ Toy izany no namonjen’ny* olona an’i Jonatana, ka tsy maty izy.

  • 1 Samoela 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia lasa mpinamana be i Davida sy Jonatana.*+ Tia azy hoatran’ny tenany mihitsy i Jonatana.+

  • 2 Samoela 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mahatehotia sy mamy hoditra* i Saoly sy Jonatana+ fony fahavelony,

      Ary tsy nisaraka fa niara-maty.+

      Haingam-pandeha noho ny voromahery izy ireo,+

      Ary mahery noho ny liona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara