-
1 Samoela 14:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Indray andro, dia hoy i Jonatana+ zanak’i Saoly tamin’ilay mpanompo nitondra ny fiadiany: “Andao hiampita erỳ amin’ny tobin’ny Filistinina, erỳ ampita erỳ.” Tsy niteniteny tamin-drainy anefa izy.
-